Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, ianareo izay homana ny nofon'ny oloko koa Sady manendaka ny hodiny Ary mamakivaky ny taolany; Eny, mitetika azy toy ny hatao am-bilany izy, Ary toy ny hena ao anatin'ny fahandroan-kena.

Vakio ny toko manontolo Mika 3

Jereo Mika 3:3 amin'ny teny manodidina.