Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mitsiriritra saha izy ka maka izany an-keriny, Sy trano koa ka mahalasa azy; Ary mampahory olona mbamin'ny ankohonany izy, Dia ny olona mbamin'ny lovany.

Vakio ny toko manontolo Mika 2

Jereo Mika 2:2 amin'ny teny manodidina.