Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mika 1:6 Malagasy Bible (MG1865)

Koa Samaria dia hataoko korontam-bato any an-tsaha Sy tany fambolem-boaloboka; Ary hakorotsako ho any an-dohasaha ny vatony, Ka haharihariko ny fanorenany.

Vakio ny toko manontolo Mika 1

Jereo Mika 1:6 amin'ny teny manodidina.