Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hipetraka handrendrika sy hanadio volafotsy Izy; eny, hanadio ny taranak'i Levy Izy sy handrendrika azy toy ny fandrendrika volamena sy volafotsy, ka dia ho an'i Jehovah ireny ho mpanatitra fanatitra amim-pahamarinana.

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:3 amin'ny teny manodidina.