Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 3:10 Malagasy Bible (MG1865)

Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo.

Vakio ny toko manontolo Malakia 3

Jereo Malakia 3:10 amin'ny teny manodidina.