Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 2:17 Malagasy Bible (MG1865)

Efa manasatra an'i Jehovah amin'ny teninareo ianareo. Nefa hoy ianareo: Amin'inona moa no anasaranay Azy ? Amin'ny fanaovanareo hoe: Izay rehetra manao ratsy dia tsara eo imason'i Jehovah ka ankasitrahany, na amin'ny hoe: Aiza Andriamanitry ny fitsarana ?

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:17 amin'ny teny manodidina.