Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 2:14 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria Jehovah no vavolombelona ny aminao sy ny vadin'ny fahatanoranao izay nofitahinao, na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.

Vakio ny toko manontolo Malakia 2

Jereo Malakia 2:14 amin'ny teny manodidina.