Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha jamba no entinareo hovonoina hatao fanatitra, tsy ratsy hoe izany! Ary raha mandringa sy marary no entinareo, tsy ratsy hoe izany! Atero ho an'ny governora manapaka anao ange izany, moa hahazo sitraka na fitia aminy va ianao? hoy Jehovah Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Malakia 1

Jereo Malakia 1:8 amin'ny teny manodidina.