Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 1:14 Malagasy Bible (MG1865)

Fa voaozona ny mpamitaka, izay manana ondrilahy ao amin'ny ondriny, ary mivoady, nefa mamono zavatra misy kilema hatao fanatitra ho an'ny Tompo. Fa Mpanjaka lehibe Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary ny anarako dia mahatahotra any amin'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Malakia 1

Jereo Malakia 1:14 amin'ny teny manodidina.