Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Malakia 1:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Teny faminaniana avy tamin'i Jehovah nampitondrainy an'i Malakia ho amin'ny Isiraely.

2. Efa tia anareo Aho, hoy Jehovah; nefa hoy ianareo: Inona no nentinao nitia anay? Tsy rahalahin'i Jakoba va Esao? hoy Jehovah; nefa Jakoba no tiako,

Vakio ny toko manontolo Malakia 1