Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy hiala eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hafitoana ianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:33 amin'ny teny manodidina.