Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nalain'i Mosesy koa ny tratran'ondry ka nahevahevany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah; anjaran'i Mosesy avy amin'ny ondrilahy fanokanana izany, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:29 amin'ny teny manodidina.