Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:2 Malagasy Bible (MG1865)

Alao Arona sy ny zanany ary ny fitafiana sy ny diloilo fanosorana sy ny vantotr'ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota sy ny ondrilahy roa ary ny harona misy mofo tsy misy masirasira.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:2 amin'ny teny manodidina.