Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nentiny nanatona koa ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:14 amin'ny teny manodidina.