Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 8:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nalain'i Mosesy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ka nohamasininy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 8

Jereo Levitikosy 8:10 amin'ny teny manodidina.