Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 7:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay mpisorona manatitra ny fanatitra dorana izay aterin'ny olona dia hahazo ny hoditr'izany fanatitra dorana nateriny izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:8 amin'ny teny manodidina.