Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 7:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ny tànany ihany no hitondra ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; ny saborany mbamin'ny tratrany no ho entiny, ka ny tratrany dia hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:30 amin'ny teny manodidina.