Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 7:12 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy manatitra izany ho fanati-pisaorana, dia izao no hateriny ho fanampiny: mofo izay tsy misy masirasira sady voaharo diloilo sy mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo ary mofo atao amin'ny koba tsara toto voaendy sady voaharo diloilo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 7

Jereo Levitikosy 7:12 amin'ny teny manodidina.