Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 6:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no lalàna ny amin'ny fanatitra hohanina: Ireo zanak'i Arona no hanatitra azy eo anatrehan'i Jehovah eo anoloan'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:7 amin'ny teny manodidina.