Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 5:11 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha tsy tratry ny ananany koa ny domohina roa na ny zana-boromailala roa, dia hitondra ny fanatiny noho ny fahotany izy, dia koba tsara toto ampahafolon'ny efaha ho fanatitra noho ny ota; tsy hasiany diloilo izany, ary tsy hasiany ditin-kazo mani-pofona, fa fanatitra noho ny ota izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:11 amin'ny teny manodidina.