Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 4:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hesoriny avokoa ny saborany rehetra, tahaka ny fanesorana ny saboran'ny fanati-pihavanana; ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin'ny alitara ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy, dia havela ny helony.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:31 amin'ny teny manodidina.