Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 4:3 Malagasy Bible (MG1865)

raha ny mpisorona voahosotra no manota ka mahameloka ny olona, dia aoka hanatitra vantotr'ombilahy tsy misy kilema izy noho ny fahotany izay nataony, dia fanatitra noho ny ota ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:3 amin'ny teny manodidina.