Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 4:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hangalany koa ny rà ka hatentiny eo amin'ny tandroky ny alitara izay eo anatrehan'i Jehovah, dia ilay ao anatin'ny trano-lay fihaonana, ary ny rà sisa rehetra dia haidiny eo ambodin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, izay eo am-baravaran'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 4

Jereo Levitikosy 4:18 amin'ny teny manodidina.