Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 3:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo zanak'i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin'ny alitara miaraka amin'ny fanatitra dorana izay eo ambonin'ny kitay eo amin'ny afo; dia fanatitra atao amin'ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 3

Jereo Levitikosy 3:5 amin'ny teny manodidina.