Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana; ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, hanopy ny rà manodidina amin'ny lafin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 3

Jereo Levitikosy 3:2 amin'ny teny manodidina.