Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 27:26 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny voalohan-teraky ny biby fiompy, dia izay voalohan-teraka ho an'i Jehovah, aoka tsy hisy olona hanamasina izany, na omby, na ondry, na osy, fa an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:26 amin'ny teny manodidina.