Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 27:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha misy manamasina ny taniny ao aorian'ny Jobily, dia holazain'ny mpisorona aminy ny vola araka ny taona sisa, dia hatramin'ny taona Jobily, ary hahena araka izany no hanaovanao ny tombany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 27

Jereo Levitikosy 27:18 amin'ny teny manodidina.