Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 26:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'ny sisa aminareo any amin'ny tanin'ny fahavalony, dia hampiditra faharerahana ao am-pony Aho, ka na dia ny feon'ny ravin-kazo voapaoka aza dia hampandositra azy; ary handositra tahaka ny mandosi-tsabatra izy ka ho lavo, na dia tsy misy manenjika aza.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:36 amin'ny teny manodidina.