Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 26:16 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho kosa dia hanao izao aminareo hanisy fampitahorana aminareo Aho, dia areti-mahasahozanina sy tazo mahamay, izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 26

Jereo Levitikosy 26:16 amin'ny teny manodidina.