Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 23:8 Malagasy Bible (MG1865)

fa manatera fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah hafitoana; ary amin'ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina koa; aza manao tao-zavatra akory ianareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:8 amin'ny teny manodidina.