Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 23:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'ny volana fahafito, raha manangona ny vokatry ny tany ianareo, dia tandremo ny andro firavoravoana hafitoana ho an'i Jehovah; ny andro voalohany dia andro fitsaharana, ary ny andro fahavalo dia andro fitsaharana koa.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:39 amin'ny teny manodidina.