Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 23:36 Malagasy Bible (MG1865)

Hafitoana no hanateranareo fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; ary amin'ny andro fahavalo dia hisy fivoriana masina ho anareo koa, ka hanatitra fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah ianareo; fara-fivoriana izany, koa aza manao tao-zavatra akory.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:36 amin'ny teny manodidina.