Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 22:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha misy manatitra fanati-pihavanana ho an'i Jehovah, na ho fanatitra hanalany voady, na ho fanati-tsitrapo, na omby izany, na ondry, na osy, dia ny tsara izay tsy misy kilema na kely akory aza no hateriny mba hankasitrahana azy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:21 amin'ny teny manodidina.