Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 22:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha misy zanakavavin'ny mpisorona maty vady, na efa nisaorana, ka tsy manan-janaka, ary mody any an-tranon-drainy izy toy ny fony izy mbola kely, dia mahazo mihinana ny fihinan-drainy ihany izy; fa aoka tsy hisy olon-kafa hihinana izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 22

Jereo Levitikosy 22:13 amin'ny teny manodidina.