Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 21:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ho masina ho an'Andriamaniny izy ka tsy hanamavo ny anaran'Andriamaniny; fa mpanatitra ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izy, dia ny hanin'Andriamaniny, ka dia tokony ho masina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 21

Jereo Levitikosy 21:6 amin'ny teny manodidina.