Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 20:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Tavako hanandrina izany olona izany, ka hofongorana tsy ho amin'ny fireneny izy, satria nisy natolony ho an'i Moloka ny zanany, handotoany ny fitoerako masina sy hanamavoany ny anarako masina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:3 amin'ny teny manodidina.