Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 20:26-27 Malagasy Bible (MG1865)

26. Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.

27. Ary na lehilahy na vehivavy izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana dia hatao maty tokoa: hitora-bato azy ny olona; ny ràny dia ho aminy ihany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20