Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 20:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izy, mba tsy handoa anareo ny tany izay itondrako anareo honenana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:22 amin'ny teny manodidina.