Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 20:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha misy lehilahy manambady ny anabaviny, na zanakavavin'ny rainy, na zanakavavin'ny reniny, ka mahita ny fitanjahany, ary ravehivavy mahita ny fitanjahany kosa, dia zava-dratsy izany, ka hofongorana eo imason'ny fireneny izy roroa; fa nandry tamin'ny anabaviny ralehilahy ka meloka.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:17 amin'ny teny manodidina.