Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 19:19 Malagasy Bible (MG1865)

Tandremo ny didiko: Aza avela hilomy amin'ny hafa karazana noho izy ny biby fiompinao; aza fafazanao voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao; ary aza mitafy lamba natao amin'ny zavatra roa samy hafa karazana mifamahofaho.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:19 amin'ny teny manodidina.