Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 16:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hapetrak'i Arona amin'ny lohan'ny osilahy velona ny tànany roa, ka hekeny eo amboniny ny heloky ny Zanak'Isiraely rehetra sy ny fahadisoany rehetra, dia ny fahotany rehetra; dia hametraka izany eo amin'ny lohan'ny osilahy izy ka hampandeha azy ho entin'ny lehilahy voatendry hankany an-efitra.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:21 amin'ny teny manodidina.