Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 15:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha misy vehivavy marary mitsi-drà ela, na dia tsy amin'ny andro fahalotoany amin'ny fadim-bolany aza, na raha misy mararin'ny fadim-bolana ka mandeha mihoatra noho ny fihaviny, dia haloto izy amin'ny andron'ny faharariany rehetra, tahaka ny amin'ny andro fahalotoany ihany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 15

Jereo Levitikosy 15:25 amin'ny teny manodidina.