Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:53 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hasainy ho entina eny ivelan'ny tanàna ny vorona velona ka halefa; dia hanao fanavotana ho an'ny trano izy, ka dia hadio izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:53 amin'ny teny manodidina.