Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:48 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa kosa raha tonga ny mpisorona ka mizaha azy, ary hitany fa tsy nanitatra teo amin'ny trano ny aretina, rehefa voalalotra ny trano, dia hataon'ny mpisorona hoe madio ny trano, satria efa afaka ny aretina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:48 amin'ny teny manodidina.