Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:36 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hasain'ny mpisorona hesorina aloha ny entana ao an-trano mandra-pihaviny hizaha ny aretina, mba tsy hahalotoan'ny zavatra rehetra ao an-trano; ary rehefa vita izany, dia ho avy ny mpisorona hizaha ny trano;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:36 amin'ny teny manodidina.