Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:34 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa tonga any amin'ny tany Kanana izay omeko ho taninareo ianareo, ka misy trano hasiako habokana amin'ny tany fanananareo,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:34 amin'ny teny manodidina.