Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:28 Malagasy Bible (MG1865)

dia hotentenan'ny mpisorona amin'ny diloilo izay eo an-tànany ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana sy ny ankihiben-tongony ankavanana, eo amin'ilay nasiana ny ran'ny fanati-panonerana;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:28 amin'ny teny manodidina.