Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:21 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha malahelo kosa izy, ka tsy tratry ny ananany izany, dia hitondra zanak'ondry iray hatao fanati-panonerana havehaveva izy, hanaovana fanavotana ho azy, ary koba tsara toto iray ampahafolon'ny efaha voaharo diloilo hatao fanatitra hohanina sy diloilo iray loga

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:21 amin'ny teny manodidina.