Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 14:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hangalan'ny mpisorona ny ran'ny fanati-panonerana, ka hotentenany ny tendron'ny ravin-tsofina ankavanan'ilay hodiovina sy ny ankihiben-tànany ankavanana sy ny ankihiben-tongony ankavanana,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 14

Jereo Levitikosy 14:14 amin'ny teny manodidina.