Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:58 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fitafiana, na izay ho an'ny tenany, na izay ho fahany, na izay zavatra natao tamin'ny hoditra, izay hosasanao, raha afaka taminy ny aretina, dia hosasana fanindroany izy ka hadio.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:58 amin'ny teny manodidina.